VPKT Logo




Mitady

Hetsika

« Niainga Maria, ka nandeha haingana »  (Lioka 1, 39)

Ry tanora malala! Ny lohahevitry ny Andro Maneran-tany ho an’ny Tanora tany Panama dia hoe: «Inty aho ankizivavin’ny Tompo, aoka anie ho tanteraka amiko araka ny teninao» (Lioka 1,38). Taorian’io fankalazana io dia mizotra amin’ny lalana mankany amin’ny toerana vaovao indray isika – Lisbonne 2023 – ka mbola hamela hanako ao am-pontsika ny fanasan’Andriamanitra antsika […]

FANENTANANA MOMBA NY FEPETRA ARA-PAHASALAMANA

Isika mpandray anjara, isika mpiandraikitra ny fahasalaman’ny mpivahinyToy ny tamin’ny JMJ teo aloha, ary araka ny fivoriam-ben’ny CES/CDS manerana ny diosezy 22tamin’ny volana desambra 2021 lasa teo, dia ampahatsiahivina ny fandraisana anjaran’nytompon’andraikitra ara-pahasalamana isaky ny diosezy sy ny fandraisana an-tànana nyfahasalaman’ny mpivahiny rehetra any am-piaingana, mandritra ny dia mandra-pahatongavany atyAntsirabe sy amin’ny fiverenana any amin’ny […]




Ohatra velona Mialy