VPKT Logo VPKT Logo

JMJ MADA 10 - 2022


"Mitsangana fa ataoko vavolombelon'ny zavatra efa hitanao ianao" Asa 26,16

Facebook VPKT

  • Tsy tokony hivaona amin‟ny fandaharam-potoana amin’ny sehatra iraisam-pirenena
  • Fotoana ahafahana manentana ny tanora amin’ny lafim-piainana maro samihafa
  • Tsy tokony mamorona fandaharam-potoana hafa ivelan‟ny JMJ ny mpivahiny sy ny mpiandraikatra rehetra.
  • Hajaina ny fandaharam-potoana napetraka
  • Andron‟ny fiangonana ho an‟ny tanora sy miaraka amin‟ny tanora;
  • Fotoana hanamafisana ny finoana amin‟ny alalan‟ny fihaonana amin‟ny tanora samy hafa fiaviana sy
    fifampizarana haizatra sy fahalalana;
  • Fotoam-panambarana sy fanehoana ampahibemaso sy an-kafaliana ny finoana an‟i Kristy;
  • Fotoana ahafahan‟ny tanora manontany sy mifanontany momba ny faniriana sy ny hetahetany
  • manokana;

  • Fiainana bebe koa ny maha fiombonana ny fiangonana.

Mialy avy ao Andraisoro – Garde d’Honneur Ny Fo Masin’i Jesoa.

Tanora mitsiky , miezaka miaina ny hafaliana sy fiadanana ary miezaka ny mizara an’izany amin’ny manodidina .

Vaovao

FANENTANANA MOMBA NY FEPETRA ARA-PAHASALAMANA

Isika mpandray anjara, isika mpiandraikitra ny fahasalaman’ny mpivahinyToy ny tamin’ny JMJ teo aloha, ary araka ny fivoriam-ben’ny CES/CDS manerana ny diosezy 22tamin’ny volana desambra 2021 lasa teo, dia ampahatsiahivina ny fandraisana anjaran’nytompon’andraikitra ara-pahasalamana isaky ny diosezy sy ny fandraisana an-tànana nyfahasalaman’ny mpivahiny rehetra any am-piaingana, mandritra ny dia mandra-pahatongavany atyAntsirabe sy amin’ny fiverenana any amin’ny […]

MAHAKASIKA NY FITATERANA AMIN’NY JMJ 2022

Manoloana ny fanomanana ny fitaterana ny mpizaika amin’ny JMJ 2022 izay hatao anyAntsirabe ny 30 Aogositra hatramin’ny 04 Septambra 2022, ny ATT dia manolotra toromarikamaromaro, tsara ho fantary ny tompon’andraikitry ny JMJ isan’ambaratonga manerana ny nosy,mahakasika ny fitateram-bahoaka izay ampiarahanay amin’ny taratasy tovana.Ny tanjona dia ny hahatanterahantsika ny fitaterana ieren-doza mandritra fikarakarana ny JMJ « […]

VAVAKA HASIVI-KERINANDRO JMJ MADA X Antsirabe

Hohamasinina sy hotiavina anie ny Fo Masin’i Jesoa ao amin’ny Tabernakla maneranaan’izao tontolo izao, mandra-pahatapitr’izao tontolo izao.Deraina sy ankalaizana mandrakizay anie ny Fo Masin’i Jesoa anio sy mandrakizay.Masindahy Joany Paoly II: mivavaha ho anay.Ry Andriamanitra Trinite Masina ô, misaotra Anao izahay tamin’ny nanomezanaoanay an’i Md Joany Paoly II. Nampianatra anay ny fanajana ny Lakroa sy […]

Mitady

Hetsika

28 oktobra
Antenimiera 2021 28 oktobra - 01 novambra 2021
30 Aogositra

HAFATRA AVY AMIN’NY PAPA FRANÇOIS HO AN’NY ANDRO ERAN-TANY FAHA-35 HO AN’NY TANORA TAONA 2020

Ry tanora malala, Tamin’ny Oktobra 2018, niaraka tamin’ny sinaodan’ny Eveka momba ny lohahevitra “ny tanora, sy ny finoana ary ny fandalinana ny antson’Andriamanitra” ny Eglizy no nanao dingana momba ny fandalinana ny zava-misy iainanareo amin’izao tontolo ankehitriny izao, momba ny fikarohanareo ny dikan’ny fiainana sy ny kasainareo eo amin’ny fiainana, momba ny fifandraisanareo amin’Andriamanitra. Tamin’ny […]

Tohiny

Pape François

Papa Ray Masina

“Mitsangana fa ataoko vavolombelon’ny zavatra efa hitanao ianao” (Jereo. Asa 26,16)

 Te hifampitantana aminareo indray aho mba hiaraka hanohy ny fivahinianana masina ara-panahy izay mitondra antsika mankany amin’ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora any Lisbonne ny taona 2023. Tamin’ny taon-dasa, nialoha ny fiparitahan’ny valan’aretina, dia efa nosoniaviko ny hafatra mitondra ny lohateny hoe: “Ry zatovo, izaho mandidy anao, mitsangàna” (Lk 7,14). Efa nomanin’Andriamanitra sahady tao amin’ny […]

Tohiny

PAPA FRANSOA

Papa Ray Masina

« Niainga Maria, ka nandeha haingana »  (Lioka 1, 39)

Ry tanora malala! Ny lohahevitry ny Andro Maneran-tany ho an’ny Tanora tany Panama dia hoe: «Inty aho ankizivavin’ny Tompo, aoka anie ho tanteraka amiko araka ny teninao» (Lioka 1,38). Taorian’io fankalazana io dia mizotra amin’ny lalana mankany amin’ny toerana vaovao indray isika – Lisbonne 2023 – ka mbola hamela hanako ao am-pontsika ny fanasan’Andriamanitra antsika […]

Tohiny

PAPA FRANSOA

Papa Ray Masina

Hafatry ny EVEKA ho an’ny Tanora 2020

Ry tanora malala, Aza kivin’ny sarotra isika fa manàna fanantenana an’Ilay miantso antsika amin’ny Fahasambarana tsy mamitaka. Aza matahotra ny hadio fo ka hiaina ny tena fitiavana marina araka ny natoron’i Md. Paoly : « ny fitiavana dia mahari-po, malemy fanahy, tsy mialona, tsy manaonao foana, tsy mieboebo, tsy manao ny tsy mendrika, tsy mitady […]

Tohiny

Eveka Ray aman-dreny

Ny Fivondronam-ben’ny Eveka eto Madagasikara